Epistily voalohany nosoratan'i Jaona

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny Epistily voalohany nosoratan'i Jaona na Jaona voalohany dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra.

Ny anaran'ny boky[hanova | hanova ny fango]

Πρώτη Επιστολή Ιωάννη / Prôtê Epistolê Iôannê no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa Epistula I Ioannis kosa amin'ny teny latina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]