Joany
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny anarana hoe Joany na Jaona dia be mpitondra. Ao amin'ny Baiboly dia ahita olona maro mitondra io anarana io:
- I Joany Batista na Jaona mpanao batisa
- I Joany na Jaona apostoly
- I Joany na Jaona evanjelista
- I Joany na Jaona nanoratra ny apokalipsy
- I Joany na Jaona mpanoratra epistily
- I Joany Antidahy na Presbitera