Wikimania

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche


'Wikimania'
Wikimania logo with text.svg
Anarana Wikimania
Lisitr'ireo firenena nampiantrano
Daty nisiany voalohany
5 - 7 aogositra 2005
Mpikarakara
Wikimedia Foundation
Tranokala
((fr)) wikimania
Hanova

Wikimania dia fihaonambe iraisam-pirenena atao isan-taona ka ivondronan'ireo mpandrindra ny volavola tetikasa Wikimedia. Ny tanjona dia mipaka avy hatrany amin'ny famelabelarana ny traikefa izay efa ananana amin'ireo tetikasa rahavavy toy ny Wikipedia, Wikibolana, Wikitanisa, Wikiboky, sns.

Fiseho[hanova | hanova ny fango]

Fihaonambe Wikimania
Fihaonana Daty Toerana Kaontinanta Mpandray anjara Tahiry fanolorana
Wikimania 2005 5–7 aogositra Flag of Germany.svg Alemaina Francfort-sur-le-Main, Alemaina Eropa 380 diaporama,videô
Wikimania 2006 4–6 aogositra Flag of the United States.svg Etazonia Cambridge, Etazonia Amerika Avaratra 400 diaporama, taratasy, vidéo
Wikimania 2007 3–4 aogositra Flag of the Republic of China.svg Taiwan Taipei, Repoblika Entim-bahoakan'i Sina (Taiwan) Azia 440 Sopitra Commons
Wikimania 2008 17–19 jolay Flag of Egypt.svg Ejipta Alexandrie, Ejipta Afrika 625 famintinana Archived Febroary 6, 2011 at the Wayback Machine, diaporama, videô
Wikimania 2009 26–28 aogositra Flag of Argentina.svg Arjentina Buenos Aires, Arjentina Amerika atsimo 559 diaporama, videô
Wikimania 2010 9–11 jolay Flag of Poland.svg Polonia Gdańsk, Polonia Eropa 500 diaporama
Wikimania 2011 4–7 aogositra Flag of Israel.svg Isiraely Haïfa, Isiraely Azia 720 présentations, videô
Wikimania 2012 12–15 jolay Flag of the United States.svg Etazonia Washington D.C, Etazonia Amerika avaratra 1 400 fanolorana, videô
Wikimania 2013 7–11 aogositra Flag of the People's Republic of China.svg Sina Hong Kong, Repoblika Entim-bahoakan'i Sina Azia 700
Wikimania 2014 6–10 aogositra Flag of the United Kingdom (3-5).svg London London, Royaume-Uni Eropa 1 762 videô
Wikimania 2015 15–19 jolay Flag of Mexico.svg Meksika Meksiko, Meksika Amerika avaratra Efa vita Mbola tsy misy
Wikimania 2016 21–28 jona Flag of Italy.svg Italia Esino Lario, Italiana Eropa Hoavy Hoavy

Lisitr'ireo Wikimania[hanova | hanova ny fango]

Wikimania 2005 - Francfort[hanova | hanova ny fango]

Global Voices Panel nandritran'ny fihaonana tamin'ny taona 2005. Ireo mpanolotra : Hossein Derakhshan, Ting Chen, Isam Bayazidi, ary Milton Ainehuranga.

Tamin'ny 2005, Wikimania dia notanterahina faha 4- 5- 6 ary faha 7, volana aogositra tao Francfort-sur-le-Main ao Alemaina. Io fivoriambe io dia nahita mpandray anjara 380 tamin'ireo firenena dimam-polo nandray anjara.

Wikimania 2006 - Boston[hanova | hanova ny fango]

Ny taona 2006, Wikimania dia notanterahina faha 4- 5 ary faha 6, volana aogositra tao Harvard Law School's Berkman Center for Internet & Society tao Boston ao Etazonia.

Wikimania 2007 - Taipei[hanova | hanova ny fango]

Fivoriambe Chunghwa Telecom tohanan'i Wikimania 2007 tao Taipei

Nanomboka ny 25 septambra 2006, ny Wikimania 2007 izay notanterahina tao Taiwan tamin'ny tanàn-dehibe Taipei ny 3 aogositra ary 5 aogositra taona 2007.[1].

Wikimania 2008 - Alexandrie[hanova | hanova ny fango]

Wikimania Alexandrie 2008

Wikimania izay notanterahina tao Alexandrie tany Ejipta, ny faha 17 jolay hatramin'ny 19 jolay 2008. Izy io dia natao tao Bibliotheca Alexandrina.

Wikimania 2009 - Buenos Aires[hanova | hanova ny fango]

Sary Wikimania 2009 tao Buenos Aires

Wikimania 2009, izay notanterahina ny farany volana aogositra tao Buenos Aires, tany Arzantina. Ny fizarana farana dia natao teo anelanelany Buenos Aires sy Toronto ; Brisbane (Australie) ary Karlsruhe (Alemaina).

Wikimania 2010 - Gdansk[hanova | hanova ny fango]

Natao tamin'ny 9 hatramin'ny 11 jolay 2010, tao amin'ny tanàn-dehibe Gdansk, any Polonia.

Wikimania 2011 - Haifa[hanova | hanova ny fango]

Wikimania 2011 tao Haifa

Wikimania 2011 izay natao faha 4 hatramin'ny 7 volana aogositra, tao Haifa, any Israely[2].

Wikimania 2012 - Washington D.C[hanova | hanova ny fango]

[[sary:Trizek at Wikimania 2012 - Flickr - Pierre-Selim.jpg|thumb|Ny Wikimania 2012, iray mpandrindra Wikipedia amin'ny tena frantsay, Trizek, izay nanazava ahoana handraisan'ireo be antitra anjara amin'ny Wikipedia Wikimania 2012 izay natao faha 10 hatramin'ny faha 15 jolay 2012 tao Washington D.C..

Wikimania 2013 - Hong Kong[hanova | hanova ny fango]

Wikimania 2013 izay natao faha 7 hatramin'ny faha 11 aogositra 2013 tao Hong Kong.

Wikimania 2014 - Londres[hanova | hanova ny fango]

Nanomboka ny voalohany volana desambra taona 2012, no nisafidianana ny toerana hanaovana ny fihaonana Wikimania 2014. Tanàn-dehibe iray London no voafidy tamin'ny volana may 2013, koa natomboka ny 8 hatramin'ny faha 10 vola aogositra ny fihaonana tao Barbican Centre, izay tanàna mpanao art ngeza indrindra ao Eropa.

Wikimania 2015 - Mexico City[hanova | hanova ny fango]

Nanomboka ny voalohany volana may taona 2014, no nisafidianana ny toerana nanaovana ny fihaonana Wikimania 2015.[3]

Wikimania 2016 - Esino Lario[hanova | hanova ny fango]

Ny toerana hanaovana ny fihaonana Wikimania 2016 dia hatao ao Esino Lario any Italy.

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. Volunteer training/20061209
  2. Wikimania 2011 in Haifa, 2011, wikimedia.org. Novangiana tamin'ny 4 janvier 2011
  3. https://wikimania2015.wikimedia.org/wiki/Wikimania


Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Wikimedia Foundation