Wikimedia Foundation
Wikimedia Foundation Inc. dia ny fikambanana tsy manangom-bola mampiantrano ny tetikasa Wikimedia, izay ahitana an'i Wikipedia na ny Wikibolana. Izy io dia fikambanana tsy manangom-bola iharan'ny lalan'i Florida, any Etazonia. Noforonin'i Jimmy Wales ny 20 Jiona 2003 izy io. Ny mety ho dikantenin'ny amin'ny teny malagasy dia ny fikambanana Wikimedia.
Ny rindrankajy ampaisainy amin'ireo tetikasa ireo dia ny rindrankajy Mediawiki, izay azo dikaina amin'ny teny eo an-toerana amin'ny alalan'ny plate-forme fandikana toa i Translatewiki.net.
Hevi-bahoaka
[hanova | hanova ny fango]Ny Komitin'ny Fanaraha-maso ny Kongresy sy ny Fanavaozana ny Governemanta Amerikana dia nanokatra fanadihadiana momba ny fiasan'ny Wikipedia tamin'ny Septambra 2025. Solontenan'ny Repoblikana roa no nisantatra ny hetsika, izay nanazava ny fihetsik'izy ireo tamin'ny taratasy avy amin'ny Kongresy ho an'ny Wikimedia Foundation. Ny fanadihadian'ny vaomiera dia voampanga tamin'ny fandinihana ny "ezaka ataon'ny fikambanana vahiny sy ny olona ao anatin'ny andrim-panjakana ara-pianarana vatsian'ny dolara amerikana mpandoa hetra mba hitarihana ny saim-bahoaka amerikana."