BBC

Avy amin'i Wikipedia

BBC (British Broadcasting Corporation) no fampielezam-pirenena an'ny Fanjakana Mitambatra, izay manana foibe ao amin'ny Broadcasting House any Londres, Angletera. Niorina tamin'ny 18 Oktobra 1922 izy io.