Nosy Faly
Fiseho
I Nosy Faly dia nosy iray any amin' ny morontsiraka avaratra-andrefan' i Madagasikara, ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika. Ao anatin' ny kaominina Antafiambotry sy ny Distrikan' Ambanja, Faritra Diana, izy io. Eo akaiky tsinanan' i Nosy Be sy Nosy Komba, eo andrefan' ny helodranon' Ambarono ary avaratry ny saikinosy Ambato no misy azy.
Misy mponina ilay nosy ary misy fifandraisana amin' ny tanibe avy any Ambato. Misaraka amin' ny alalan' ny andilan-tany ny faritra avaratra sy atsimon' io nosy io. Ao amin' io nosy io no misy fasan' ny Bemazava, izay foko sakalava.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Nosy ifanolanana amin' i Frantsa: Nosy Ampela (na Nosy Europa) - Nosy Bedimaky (na Bassas da India) - Nosy Kely (na Nosy Juan de Nova) - Nosy Sambatra (na Nosy Glorieuses) - Nosy Tromelin
- Nosy sasantsasany: Nosy Antanimora - Nosy Be - Nosy Berafia - Nosy Boraha - Nosy Chesterfield - Nosy Faly - Nosy Fanihy - Nosy Iranja - Nosy Kalakajoro - Nosy Komba - Nosy Lava - Nosy Madame - Nosy Mangabe - Nosy Marotia - Nosy Mitsio - Nosy Nato - Nosy Piraty - Nosy Radama - Nosy Satrana - Nosy Valiha - Nosy Ve
- Lisitry ny nosin' i Madagasikara