Nosy Tromelin
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Nosy Tromelin dia nosy ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, izay ao amin' ny distrikan' ny Nosy Miparitaka, izay mifamatotra amin' ny Tany Atsimo sy Antartika Nrantsay. Takian' i Maorisy ho azy io nosy io. Ny Nosy Tromelin dia any amin' ny 436 km atsinanan' i Madagasikara ary eo amin' ny 560 km eo avaratry ny nosy La Réunion sy Maorisy.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Nosy Miparitaka (na Nosy Malagasy):
- Nosy Juan de Nova (na Nosy Kely)
- Bassas da India (na Nosy Bedimaky)
- Nosy Europa (na Nosy Ampela)
- Nosy Glorieuses (na Nosy Sambatra)
- Nosy Tromelin