Hankany amin'ny vontoatiny

Bassas da India

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Nosy Bedimaky)

21°29′S 39°41′E / 21.483°S 39.683°E / -21.483; 39.683

Bassas da India

I Bassas da India na Nosy Bedimaky dia nosim-batohara iva ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, eo anelanelan' ny morontsirak' i Madagasikara sy ny an' i Môzambika, ary iray amin' ny Nosy Miparitaka any amin' ny Ranomasimbe Indiana, iray amin' ny distrika ao amin' ny "Tany Atsimo sy Antarktika Frantsay".

Takian'i  Madagasikara ny Bassas da India.

I Bassas da India dia nosim-batohara ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, 376 km andrefan' i Morombe aty Madagasikara, 114 km avaratra-andrefan' ny Nosy Europa ary 435 km atsinanan' i Ponta São Sebastião (Ilha de Moçambique) any Môzambika.

Ireo Nosy Miparitaka

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]