Boky fahatelon' i Esdrasa: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Lohatenim-pizarana sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-54: Andalana faha-54:
<small>''(ዕዝራ ሱቱኤል)''</small>
<small>''(ዕዝራ ሱቱኤል)''</small>
|-
|-
|<small>[[Boky fahrenin'i Esdrasa|6Esdrasa]]</small>
|<small>[[Boky fahenin'i Esdrasa|6Esdrasa]]</small>
|<small>[[Boky fahenin'i Esdrasa|6Esdrasa]]</small>
|<small>[[Boky fahenin'i Esdrasa|6Esdrasa]]</small>
|<small>-</small>
|<small>-</small>

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Febroary 2018 à 06:11

Anaran'ny boky

Ny Boky fahatelon’i Esdrasa na Esdrasa grika dia atao hoe 2 Izra ao amin’ny Baiboly ortodoksa etiopiana -- 2Ezdra ao aminn’y Baiboly ortodoksa slavonika ary 1 Esdras kosa ao amin’ny fandaharana ny apokrifa amin’ny teny anglisy. Hita ao amin’ny Septoaginta (na Septanta) sy ao amin’ny Volgata io boky io.

Fotoana nanoratana

Nosoratana tamin’ny taonjato voalohany tal. J.K. mety ho tao Aleksandria io boky io, nampiasain’ny Jiosy amin’ny fampielezan-keviny. Fitambatambaran-dahatsoratra mitantara indrindra ny fiverenana avy any am-pahababoana no mamorona io boky io. Miavaka amin’izany ireo andalana momba ny tantaran’i Zorobabela (3Esdr. 3.1 – 5.6). Misy ny mihevitra fa sombin’ny boky lehibe atao hoe Tantara-Ezra-Nehemia amin’ny dikan-teny grika ireo andalana ireo. Ity ny fafana mampiseho ireo boky amin'ny anaran'i Ezra mety hafangaro:

Fafana fampitahana

Misy maro ny soratra amin’ny anaran’i Ezra ka mety hitambatra ho boky iray ny sasany arakaraka ny fiangonana na ny Baiboly na ny fiteny itanisana azy. Mety hiova araka izany koa ny laharan'izy ireo.

Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy Anarana omen’ny mpikaroka Volgata Slavonika Etiopiana Anglisy
Bokin’i Esdrasa - 1Esdrasa 1Esdras 1Ezdra 1Izra Ezra
Bokin’i Nehemia - 2Esdrasa 2Esdras Nehemia Nehemiah
Esdrasa grika 3Esdrasa 3Esdrasa 3Esdras 2Ezdra 2Izra 1Esdras
4Esdrasa 5Esdrasa 5Esdrasa 4Esdras

(Esdrasa latina)

3Ezdra - 2Esdras
Apokalipsan’i Esdrasa 4Esdrasa Izra Sutuel

(ዕዝራ ሱቱኤል)

6Esdrasa 6Esdrasa -

Jereo koa: