Boky fahenin' i Esdrasa
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Boky fahenin'i Esdrasa)
Ny Boky fahenin' i Esdrasa dia soratra apôkrifa na pseodepigrafan' ny Baiboly izay tsy inona fa ny toko roa farany natovana ny Apôkalipsin' i Esdrasa ao amin' ny Boky fahefatr' i Esdrasa. Tsy i Ezra no nanoratra io boky io.
Miresaka ny amin' ny Andro farany io soratra io: hoatra ny mihamora ka hampisy fiadanana ny fiainana, nefa aretina sy ady sy mosary ary korontana no hitranga.
| Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy | Anarana omen’ny mpikaroka | Volgata | Slavonika | Etiopiana | Anglisy | |
| Bokin’i Esdrasa | - | 1Esdrasa | 1Esdras | 1Ezdra | 1Izra | Ezra |
| Bokin’i Nehemia | - | 2Esdrasa | 2Esdras | Nehemia | Nehemiah | |
| Esdrasa grika | 3Esdrasa | 3Esdrasa | 3Esdras | 2Ezdra | 2Izra | 1Esdras |
| 4Esdrasa | 5Esdrasa | 5Esdrasa | 4Esdras
(Esdrasa latina) |
3Ezdra | - | 2Esdras |
| Apokalipsan’i Esdrasa | 4Esdrasa | Izra Sutuel
(ዕዝራ ሱቱኤል) | ||||
| 6Esdrasa | 6Esdrasa | - | ||||