Fiteny tsôkoe

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny tsôkoe dia fiteny banto ampiasain' ny vahoaka tsôkoe ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô sy ao Angôla ary ao Zambia. Fantatra koa amin' ny hoe fiteny batsôkoe, tsiôkoe, kiôkô, kiôkoe, kiôka, kiôkô, siôkô, tsiôklôe na tsôkoe io fiteny io.

Anisan' ny fitenim-pirenen' i Angôla io fiteny io. Tombanana ho olona antsasa-tapitrisa no niteny azy tamin' ny taona 1991; mpiteny antsasa-tapitrisa hafa no mipetraka any Kôngô tamin’ ny taona 1990, ary 20 000 teo ho eo tany Zambia tamin' ny taona 2010. Ampiasaina ho fitenim-pifabndraisan' ny samy hafa fiteny (lingua franca) any amin' ny tapany atsinanana amin' i Angôla izy io.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]