Fiteny lovale

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny lovale na fiteny lovala dia fiteny banto ampiasain' ny vahoaka lovale ao Angôla sy ao Zambia. Fiteny ampiasaina amin' ny faritra amin' ny fanabeazana sy ny fitantanan-draharaham-panjakana ao Zambia ity fiteny ity, izay misy mpiteny 168 000 eo ho eo hatramin' ny 2006. Endrika novaina avy amin' ny abidy latina no anoratana ny fiteny lovale. Azo soratana hoe tsilovale, lôvale, lobale, ary loena koa ity fiteny ity. Mifandray akaiky amin' ny fiteny tsôkoe ny fiteny lovale.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]