Filazantsara apôkrifa
Apparence
Filazantsara apôkrifa na Evanjely apôkrifa no ilazana ny boky mitondra ny anarana hoe "filazantsara" na "evanjely" nefa tsy voaray ko kanôna ao amin' ny Baiboly.
Ny filazantsara apôkrifa
[hanova | hanova ny fango]Ireto misy ohatra amin' ireo boky ireo:
- Filazantsaran' ny Fahamarinana
- Filazantsaran' i Nikôdemôsy
- Filazantsaran' i Tômasy
- Filazantsara arabon' ny Fahazazana
- Filazantsaran armenianan' ny Fahazazana
- Filazantsaran' i Barnabà
- Filazantsaran' i Gamaliela
- Filazantsaran' i Jakôba
- Filazantsaran' i Jodasy
- Filazantsaran' i Maria
- Filazantsara araka an' i Filipo
- Filazantsaran' i Petera
- Filazantsaran' i Pseodô-Matio
- Filazantsara miafin' i Marka
Misy evanjely na filazantsara miisa mihoatra ny dimampolo, ka ireto no azo tanisaina:
Evanjely gnôstika
[hanova | hanova ny fango]- Evanjelin' i Tômasy
- Evanjelin' i Markiôna
- Evanjelin' i Maria Magdalena
- Evanjelin' i Jodasy
- Evanjelin' i Valentino na Evanjelin' ny Fahamarinana
- Evanjely grikan' ny Egiptiana
Evanjelin' ny Fahaterahana
[hanova | hanova ny fango]- Prôtevanjelin' i Jakôba
- Evanjelin' i Pseodô-Matio
- Evanjely fahaterahan' i Maria
- Bokin' ny Fahazazan' ny Mpamonjy
- Evanjely miafin' i Maria Virjina
- Evanjely apôkrifan' ny Fahaterahana
Evanjelin' ny Fahazazana
[hanova | hanova ny fango]- Evanjelin' ny Fahazazana araka an' i Tômasy
- Evanjely arabon' ny Fahazazana
- Tantaran' i Jôsefa Mpandrafitra
- Evanjely armenian' ny Fahazazana
- Bokin' ny Fahazazan' ny Mpamonjy
Evanjeliny Fijaliana sy ny Fitsanganan-ko velona
[hanova | hanova ny fango]Evanjelin' ny Fampiakarana
[hanova | hanova ny fango]- Evanjelin' i Masindahy Joany Evanjelista
- Bokin' i Joany, arsevekan' i Tesalônika
- Fitantaran' i Pseodô-Jôsefa avy any Arimatea (es)
Taratasin' ny Tompo
[hanova | hanova ny fango]Samihafa
[hanova | hanova ny fango]- Evanjely miafin' i Marka
- Evanjely kataran' i Pseodô-Joany
- Evanjelin' i Barnabasy
- Evanjelin' i Tatiano
- Evanjelin' ny Nazareana
- Evanjelin' i Amôniôsy
- Evanjelin' ny Valifatin' ny Mpamonjy
- Evanjelin' ny fahafatesan' i Pilato
- Evanjely apôkrifan' i Galilea
Soratanana tao Nag Hammadi
[hanova | hanova ny fango]Evanjely very
[hanova | hanova ny fango]- Evanjelin' ny Hebreo
- Evanjelin' ny Ebiônita na Evanjelin' ny Roa Ambin' ny Folo
- Evanjelin' ny Egiptiana
- Evanjelin' i Matiasy
- Evanjelin' i Tômasy
- Evanjelin' i Filipo
- Evanjelin' i Petera
- Evanjelin' ny Mpanohitra ny Lalàna sy ny Mpaminany
- Fitadidian' ny Apôstôly
- Kilasy telon' ny Vokatry ny Fiainana Kristianina
- Evanjelin' ny Vazantany Efatra
- Evanjelin' ny Apele
- Fahaterahan' i Maria
- Evanjelin' i Jodasy Iskariôta
- Evanjelin' i Eva
- Fiakaran' i Jakôba
- Evanjely Velona na Evanjelin' i Many
- Fanontanian' i Maria
- Evanjelin' ny Fahatanterahana
- Evanjelin' ny Basilida
- Evanjelin' i Markiôna