Bad Liebenwerda
Fiseho
51°31′N 13°24′E / 51.517°N 13.400°E
Bad Liebenwerda
| |||
| Velarantany | 138,88 km2 | ||
| Haavo | 86 m | ||
| Isan'ny mponina | 8,899 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Bad Liebenwerda | ||
I Bad Liebenwerda dia tanàna any Alemaina ao amin' ny faritr' i Brandenburg, ao amin' ny boriborintanin' i Elbe-Elster. Amoron' ny renirano Schwarze Elster, 57 km avaratra-andrefan' i Dresden, sy 28 km atsinanan' i Torgau, no misy azy. Nanomboka tamin' ny 1 Janoary 2020, teo amin' ny sehatra fampikambanana ara-pitantanan' ny kaominina atao hoe Liebenwzeda, izay mamondrona ireo tanàna toa an' i Bad Liebenwerda, i Falkenberg-Elster, i Mühlberg ary i Uebigau-Wahrenbrück.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera: