Aller au contenu

Antsiva (zavamaneno)

Avy amin'i Wikipedia
Antsiva japôney, noloahana ao amin' ny tendrony.

Ny antsiva dia zavamaneno tsofina vita amin' ny akorandriaka isan-karazany. Rehefa avy noloahana ny akora, na eo amin' ny tendrony na teo amin' ny ilany iray, dia ao no tsofin' ny mpilalao mba hamoahana feo,, mitovy amin' ny fomba fampanenoana ny anjombona. Anisan' ny zavamaneno tranainy indrindra izy io.

Izao ny anarana sasantsasan' ny antsiva isam-paritra eto amin' izao tontolo izao: