Kôrea

Avy amin'i Wikipedia

I Kôrea dia faritra any Azia Atsinanana manana velaran-tany 220.258 km2 sady hita eo anelanelan'i Japàna sy i Sina ary i Rosia. Ny saikanosin'i Kôrea sy nosy maro ary tany eo anelanelan'ny andilan-tanin'i Kôrea sy ny renirano Yalou sy Tumen no mamorona azy. Mizara ho firenena roa i Kôrea, dia i Kôrea Avaratra sy i Kôrea Atsimo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]