Antoko pôlitika malagasy
(tonga teto avy amin'ny Antoko politika malagasy)
Ny antoko pôlitika eto Madagasikara dia tsy nitsaha-nitombo isa hatramin' ny fanjanahantany ka hatramin' izao. Ankehtriny dia ahitana antoko pôlitika miisa telonjato mahery ny eto Madagasikara.
Antoko sy fikambanana pôlitika araka ny vanimpotoana[hanova | hanova ny fango]
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina faha fanjanahantany[hanova | hanova ny fango]
- Vy Vato Sakelika (VVS) (1913)
- Mouvement Démocratique de la Rénovation Malgache (MDRM, 22 Febroary 1946 -10 May 1947)
- Parti Nationaliste Malgache (PANAMA, 1941-1947)
- Jeunesse Nationaliste (JINY, 1943-1947)
- Parti des Déshérités de Madagascar (PADESM)
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina tamin' ny Repoblika Voalohany[hanova | hanova ny fango]
- Parti Social-Démocrate (PSD)
- Mouvement National pour l'Indépendance de Madagascar - Madagasikara Otronin' ny Malagasy (MONIMA)
- Antokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i Madagasikara (AKFM)
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina tamin' ny Repoblika faharoa[hanova | hanova ny fango]
- Antoky ny Revolisiona Malagasy; Andry sy Rihana Enti-Manavotra an' i Madagasikara (AREMA)
- Miaro ny Fanjakan' ny Madinika - Mpitolona ho an' ny Fandrosoan' i Madagasikara (MFM)
- RNM
- RCM
- Parti Démocratique de Madagascar (PDM)
- Union Démocratique et Sociale de Madagascar (UDSM)
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina tamin' ny Repoblika fahatelo[hanova | hanova ny fango]
- Union Nationale pour la Démocratie et le Développement (UNDD)
- Parti du Congrès de l' Indépendence de Madagascar (PICM)
- Rassemblement Pour la Social-Démocratie (RPSD)
- Comité de Soutien pour la Démocratie et le Développement à Madagascar (CSDDM)
- Liberalisme Economique et Action Democratique pour la Reconstruction nationale (LEADER Fanilo, 1992, naorin' i Herizo Razafimahaleo)
- Asa Vita no Ifampitsarana (AVI)
- Tiako i Madagasikara (TIM)
Antoko sy fikambanana pôlitika niorina tamin' ny Repoblika fahefatra[hanova | hanova ny fango]
- Tanora Malagasy Vonona (TGV)
- Miaraka Amin' ny Prezida Andry Rajoelina (MAPAR)
- Hery Vaovao ho an' i Madagasikara (HVM)
- Antoko Miombona Ezaka (AME)
- Madagasikara Mandroso (MAMAN)
Lisitra[hanova | hanova ny fango]
Ireto ny lisitra araka abidin' ireo antoko pôlitika be mpahalala eto Madagasikara:
A[hanova | hanova ny fango]
- Andry sy Rihana Enti-Manavotra an' i Madagasikara na Antoky ny Revolisiona Malagasy (AREMA)
- Antoko Miombona Ezaka (AME)
- Antokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i Madagasikara (AKFM)
- Asa Vita no Ifampitsarana (AVI)
C[hanova | hanova ny fango]
- Comité de soutien pour la démocratie et le développement à Madagascar (CSDDM)
H[hanova | hanova ny fango]
J[hanova | hanova ny fango]
- JINY: 1943-1947 (Jeunesse Nationaliste)
L[hanova | hanova ny fango]
- Liberalisme Economique et Action Democratique pour la Reconstruction Nationale na LEADER Fanilo: 1992 par Herizo Razafimahaleo
M[hanova | hanova ny fango]
- Madagasikara Mandroso (MAMAN)
- Miaraka Amin' ny Prezida Andry Rajoelina (MAPAR)
- Miaro ny Fanjakan' ny Madinika na Mpitolona ho an' ny Fandrosoan' i Madagasikara (MFM)
- Mouvement démocratique de la rénovation malgache (MDRM): 22 Febroary 1946 -10 Mey 1947
- Mouvement National pour l'Indépendance de Madagascar na Madagasikara Otronin' ny Malagasy (MONIMA)
P[hanova | hanova ny fango]
- Parti Démocratique de Madagascar (PDM)
- Parti des Déshérités de Madagascar (PADESM)
- Parti du Congrès de l'Indépendence de Madagascar (PICM)
- Parti Nationaliste Malgache (PANAMA): 1941-1947
- Parti Social-Démocrate (PSD)
R[hanova | hanova ny fango]
- Rassemblement pour la Social-Démocratie (RPSD)
- RCM
- RNM
T[hanova | hanova ny fango]
- Tanora Malagasy Vonona (TGV)
- Tiako i Madagasikara (TIM)µ
U[hanova | hanova ny fango]
- Union Démocratique et Sociale de Madagascar (UDSM)
- Union nationale pour la démocratie et le développement (UNDD)
V[hanova | hanova ny fango]
- Vy Vato Sakelika (VVS):1913
Loharano sy fanamarikana[hanova | hanova ny fango]
- Tsindrio eto raha hanapy antoko pôlitika hafa.