Hery Vaovao ho an' i Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia
Hery Rajaonarimampianina

Ny Hery Vaovao ho an' i Madagasikara na HVM dia antoko pôlitika malagasy natsangan' i Hery Randrianarimampianina taorian' ny fahalaniany ho filoham-pirenen' i Madagasikara. Tsy tamin' ny anaran' io antoko io no nahalany azy. Tsy nanana ny maro anisa tao amin' ny Antenimierampirenena anefa ity antoko ity ka anisan' ny nampalemy ny fitondrana HVM izany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]