Tanora Malagasy Vonona

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Tanora Malagasy Vonona dia antoko politika ao Madagasikara. Ny mpitondra azy io dia ny filohan'ny tetezamita Andry Rajoelina izay nandahatra azy talohan'ny fifidianan'ny ben'ny tanàna tao Antananarivo tamin'ny 2007.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.