Antoko politika

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny antoko politika dia vondron'olona voalamina mpifidy. izany matetika dia mampandroso ireo kandidà ho an’ny seza ao amin’ny biraom-panjakana. Ao amina demokrasia, ny mpitarika dia tsy maintsy "mikendry seza" amin'ny fifidianana. Ao amin'ny didy jadona amin’ny ankapobeny, dia antoko iray ihany no avela,antoko izay mankasitraka ny mpitondra iray ary tsy manome safidy ho an’ny tsy mpikambana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]