Aller au contenu

Fiteny anglisy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Kwamikagami (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-15: Andalana faha-15:
== Tantara ==
== Tantara ==


Ny fiteny anglisy dia fiteny voasokajy ao amin'ny fiteny romanina andrefana, any [[Eoropa]]. Ny teny anglisy dia avy amin'ny tenin'ny foko jermanika tonga nipetraka ao Britania (Ilay nosin'i Britania) ary nianjadian'ny fitenin'ny mpanjanatany avy any [[Skandinavia]], avy any Normandia ary avy any [[Frantsa]] Avaratra tamin'ny [[Andro Antenantenany]] (frantsay: Moyen Âge), ary taty aoriana voaanjadin'ny teny frantsay ankehitriny. Tahaka ny fiteny maro ao Eoropa, betsaka ny indran-teny avy amin'ny [[fiteny latina]] sy avy amin'ny [[fiteny grika]], hatramin'izay ka hatramin'izao. Ny fiteny romana hafa sy ny fitenin'ny zanatany taloha dia nianjady tamin'ny fiteny anglisy britanika amin'ny fomba tsy dia lalina. Fa ny fianjadian'ny fiteny vahiny dia samihafa eo anivon'ny firenena miteny anglisy maro samihafa (fianjadian'ny fiteny eo an-toerana), ary manao fomba fiteny iray mety manamarika ny anglisy britanika.
Ny fiteny anglisy dia fiteny voasokajy ao amin'ny fiteny romanina andrefana, any [[Eoropa]]. Ny teny anglisy dia avy amin'ny tenin'ny foko jermanika tonga nipetraka ao Britania (Ilay nosin'i Britania) ary nianjadian'ny fitenin'ny mpanjanatany avy any [[Skandinavia]], avy any Normandia ary avy any [[Frantsa]] Avaratra tamin'ny [[Andro Antenantenany]] (frantsay: Moyen Âge), ary taty aoriana voaanjadin'ny teny frantsay ankehitriny. Tahaka ny fiteny maro ao Eoropa, betsaka ny indran-teny avy amin'ny [[fiteny latina]] sy avy amin'ny [[fiteny grika]], hatramin'izay ka hatramin'izao. Ny fiteny romana hafa sy ny fitenin'ny zanatany taloha dia nianjady tamin'ny fiteny anglisy britanika amin'ny fomba tsy dia lalina. Fa ny fianjadian'ny fiteny vahiny dia samihafa eo anivon'ny firenena miteny anglisy maro samihafa (fianjadian'ny fiteny eo an-toerana), ary manao fomba fiteny iray mety manamarika ny anglisy britanika. Ny razamben'ny anglisy ankehitriny — ny Foko Alemanina Angles, Saxons ary Jutes — dia nifindra tany Amin'ny Nosy Britanika tamin'ny tapaky ny taonjato fahadimy. Tamin'izany fotoana izany, ny fitenin'izy ireo dia nanakaiky ny alemanina ambany sy Frisian, saingy tamin'ny fivoarany taty aoriana dia nifindra lavitra ny fiteny Alemanina hafa izy io.<ref>[https://www.enlineschool.com/blog/s-chego-nachat-obuchenie-yazykam-sovety-dlya-nachinayushchih/ Ny vanim-potoana anglisy taloha.]</ref>


== Fiteny avy amin'ny fiteny anglisy ==
== Fiteny avy amin'ny fiteny anglisy ==
Andalana faha-36: Andalana faha-36:
* [[Fiteny danoa|Fiteny danoà]]
* [[Fiteny danoa|Fiteny danoà]]
* [[Fiteny norveziana]]
* [[Fiteny norveziana]]

== Fanamarihana ==
<references />


== Rohy ivelany ==
== Rohy ivelany ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Aprily 2023 à 12:15

Anglisy
English

Isan'ny mpiteny mahery ny 380 tapitrisa ho teny nibeazana, 1 miliara raha teny nianarana
Faritany Kaontinenta dimy
Sata Teny ofisialin'ny Firenena Mitambatra ary Fikambanana iraisam-pirenena maro hafa


Ny Fiteny anglisy (English [/ˈɪŋɡlɪʃ/]) dia fiteny jermanika avy any Angletera. Io no tenim-pirenena nahabe ny mponina anatin'ny firenena maro, indrindra any Royaume Uni sy ny zanataniny taloha: Etazonia, Kanada, Aostralia, Afrika Antsimo, India. Ireo zanatany taloha izay mbola mampiasa ny teny anglisy dia lazaina fa ao amin'ny tontolo miteny anglisy, izay manana anarana anglosphere amin'ny teny anglisy.

Isan'ny fiteny be mpiteny indrindra eto an-tany ny teny anglisy, ao arian'ny teny Sinoa. Satria izy no teny be mpianatra indrindra. Miteny ny olona sasany hoe "fiteny iraisam-pirenena" ny teny anglisy. Sady io fiteny io no teny fiasana anatin'ny Firenena Mikambana miaraka amin'ny fiteny frantsay

Tantara

Ny fiteny anglisy dia fiteny voasokajy ao amin'ny fiteny romanina andrefana, any Eoropa. Ny teny anglisy dia avy amin'ny tenin'ny foko jermanika tonga nipetraka ao Britania (Ilay nosin'i Britania) ary nianjadian'ny fitenin'ny mpanjanatany avy any Skandinavia, avy any Normandia ary avy any Frantsa Avaratra tamin'ny Andro Antenantenany (frantsay: Moyen Âge), ary taty aoriana voaanjadin'ny teny frantsay ankehitriny. Tahaka ny fiteny maro ao Eoropa, betsaka ny indran-teny avy amin'ny fiteny latina sy avy amin'ny fiteny grika, hatramin'izay ka hatramin'izao. Ny fiteny romana hafa sy ny fitenin'ny zanatany taloha dia nianjady tamin'ny fiteny anglisy britanika amin'ny fomba tsy dia lalina. Fa ny fianjadian'ny fiteny vahiny dia samihafa eo anivon'ny firenena miteny anglisy maro samihafa (fianjadian'ny fiteny eo an-toerana), ary manao fomba fiteny iray mety manamarika ny anglisy britanika. Ny razamben'ny anglisy ankehitriny — ny Foko Alemanina Angles, Saxons ary Jutes — dia nifindra tany Amin'ny Nosy Britanika tamin'ny tapaky ny taonjato fahadimy. Tamin'izany fotoana izany, ny fitenin'izy ireo dia nanakaiky ny alemanina ambany sy Frisian, saingy tamin'ny fivoarany taty aoriana dia nifindra lavitra ny fiteny Alemanina hafa izy io.[1]

Fiteny avy amin'ny fiteny anglisy

Ireto ireo fiteny avy amin'ny fiteny anglisy

  • Ny fiteny anglisy tsotsotra na Basic English dia teny naboarin'i C. K. Ogden sy i I. A. Richards tamin'ny taona 1930. miisa 850 ny teny ao anatiny: ireo izay ilaina anatin'ny fiainana miaraka amin'izay ilaina mba hanazava ny dika anatin'ny firesahana.
  • Ny fiteny anglisy manokana na Special English dia mampiasa teny 2.000 sady tononina moramora kokoa nohon'ny teny anglisy tsotra.

Jereo koa

Fiteny jermanika be mpiteny

Fanamarihana

  1. Ny vanim-potoana anglisy taloha.

Rohy ivelany