Skandinavia

I Skandinavia dia fiaritra avaratra any Eorôpa. Izy io dia fikambanan' ny firenena roa, na telo araka ny fomba fijery: i Nôrvezy, i Soeda ary i Finlandy, na dia any "ivelan' i Skandinavia" aza no misy azy. Azo ampiana ao koa i Danemarka, satria iraisany amin' i Soeda sy i Nôrvezy ny tantarany. I Skandinavia dia tany nipoiran' ny vahoaka jermanika sy ny Vikingy. Raha itarina amin' ny faritany voanjadiny, azo ampidirina ao amin' ny faritany skandinava koa i Finlandy, i Islandy ary ny nosy Feroe.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Scandinavia |