Noa

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Sambofiaran'i Noa

I Noa na Noe dia ilay lehilahy voalaza ao amin'ny Baiboly fa sisa tsy maty, niaraka tamin'ny ankohonany, tamin'ny safodrano lehibe teto an-tany nataon'Andriamanitra handringanana ny olombelona izay nanota tamin'ny fomba mihoampampana. Nanamboatra sambofiara izay nitondra azy mianakavy sy ireo biby nasain'Andriamanitra nentiny i Noa ka ireo no nitaranaka nameno ny tany indray. I Noa no razamben'ny olombelona rehetra taorian'ny safodrano tamin'ny alalan'ireo vinantovaviny sy ireo zanany telolahy dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta.

Ny Tendrombohitra Ararata hita avy eo akaikin'i Erevan