Lota

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
 Mandositra ny fahamaizan'i Sodoma i Lota

I Lota dia olona voatantara ao amin'ny Baiboly. Ny ankohonany no afa-nandositra ny fandoroan'Andriamanitra an'i Sodoma sy i Gomora izay nilatsahan'ny afo sy solifara. I Haràna zanak'i Tera sady rahalahin'i Abrahama sy i Nahora no rain'i Lota. Tamin'ny nandosirany ny afo dia niova ho vongan-tsira ny vadiny izay nitodika nijery ny fahamaizan'i Sodoma. Nanan-janaka taminy ireo zananivany roa ka nitaranaka ny Moabita sy ny Amonita i Lota.

I Lota sy ireo zananivavy, Noël Coypel (1704)