Tetiandro manara-bolana sy masoandro: Fahasamihafan'ny versiona
Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-5: | Andalana faha-5: | ||
Misy 12 volana ny iray taona nefa indraindray dia mitombo 13. Mba hanakekezana kokoa ny tsingerim-pihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]], izay tsapa amin'ny alalan'ny tsingerin'ny [[fizaran-taona]] sy ny toeran'ny antokon-kintana eny amin'ny lanitra, dia anatsofohxana iray volana fanampiny (volana faha-13) isaky ny telo taona eo ny tetiandro manara-bolana sy masoandro. Noho izany misy ireo tetiandro ampiasana ny fifandraisan'ny telo taona amin'ny 37 volana na ny 19 taona amin'ny 235 volana (ity no atao hoe "Tsingerin'i Metona"). |

== Jereo koa: == |
|||
[[Tetiandro manara-bolana]] |
* [[Tetiandro manara-bolana]] |
||
[[Tetiandro manara-masoandro]] |
* [[Tetiandro manara-masoandro]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 20 Aprily 2019 à 14:15
Ny tetiandro manara-bolana sy masoandro dia tetiandro anitana volana mitovy faharetana (isan'ny andro) amin'ny tsingerim-pihodinan'ny Volana amin'ny tany (29 na 30 andro) araka ny hitan'ny maso, sady ahitana volana miisa roa ambin'ny folo, nefa misy fampifanandrifiana ny tsingerin-taona amin'ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro na amin'ny tsingerin'ny fizaran-taona.
Ny maro amin'ny tetiandro atao hoe manara-bolana sy masoandro. Ireto avy ireo tetiandro manara-bolana sy masoandro fantatra indrindra: ny tetiandro hebreo, ny tetiandro samaritana, ny tetiandro sinoa, ny tetiandro tibetàna ary ny tetiandro hindoa. Ny tetiandro manara-bolana sy masoandro ny an'ny Hebreo sy ny Sinoa dia ampiasaina hamaritana ny andro hanaovana firavoravoam-pivavahana na ara-pomban-drazana.
Misy 12 volana ny iray taona nefa indraindray dia mitombo 13. Mba hanakekezana kokoa ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro, izay tsapa amin'ny alalan'ny tsingerin'ny fizaran-taona sy ny toeran'ny antokon-kintana eny amin'ny lanitra, dia anatsofohxana iray volana fanampiny (volana faha-13) isaky ny telo taona eo ny tetiandro manara-bolana sy masoandro. Noho izany misy ireo tetiandro ampiasana ny fifandraisan'ny telo taona amin'ny 37 volana na ny 19 taona amin'ny 235 volana (ity no atao hoe "Tsingerin'i Metona").