Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy sy nanisy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''lohataona''' no [[fizaran-taona]] voalohany amin'ny taona. Manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsina nandritra ny ririnina.
Ny '''lohataona''' no [[fizaran-taona]] voalohany amin'ny taona. Manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsina nandritra ny ririnina.


Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Marsa sy Avrily ary Mey ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra izany.
Raha zaraina efatra mitovitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana [[Martsa|Marsa]] sy [[Aprily|Avrily]] ary [[Mey]] ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana [[Septambra]] sy [[Oktobra]] ary [[Novambra]] izany.


'''Zava-miseho eo amin'ny natiora amin'ny lohataona'''
'''Zava-miseho eo amin'ny natiora amin'ny lohataona'''


Mihavao ny voary. Mitsonika ny orampanala. Miakatra ny ranon-kazo. Mitsimoka na manomboka mamony ny ankamaroan'ny zavamaniry. Rakotra voninkazo ny toerana misy bozaka aman'ahitra.
Mihavao ny [[Zavaboary|voary]]. Mitsonika ny [[Oram-panala|orampanala]]. Miakatra ny ranon-kazo. Mitsimoka na manomboka mamony ny ankamaroan'ny [[zavamaniry]]. Rakotra voninkazo ny toerana misy bozaka aman'ahitra.


Mifoha amin'ny torimasony ireo biby mpatory ririnina. Miverina ireo biby sy vorona mpifindra monina.
Mifoha amin'ny torimasony ireo biby mpatory ririnina. Miverina ireo biby sy vorona mpifindra monina.
Andalana faha-11: Andalana faha-11:
'''Asa sy fnkalazana fety amin'ny lohataona'''
'''Asa sy fnkalazana fety amin'ny lohataona'''


Ao amin'ny tetiandro iraniana dia andro voalohany amin'ny taona ny andro voalohany amin'ny lohataona atao hoe Nuruz izay ankalazaina amin'ny 19 na 20 na 21 Marsa.
Ao amin'ny [[tetiandro iraniana]] dia andro voalohany amin'ny taona ny andro voalohany amin'ny lohataona atao hoe ''Nuruz'' izay ankalazaina amin'ny 19 na 20 na 21 Marsa.


Ho an'ny Rosiana dia ny 1 Marsa no andro voalohany amin'ny taona fa ho an'ny Aostraliana kosa dia ny 1 Septambra izany. Any Frantsa dia ny 20 na 21 ny fanombohan'ny lohataona.
Ho an'ny [[Rosia|Rosiana]] dia ny 1 Marsa no andro voalohany amin'ny taona fa ho an'ny [[Aostralia|Aostraliana]] kosa dia ny 1 Septambra izany. Any [[Frantsa]] dia ny 20 na 21 no fanombohan'ny lohataona.


Manomboka amin'ny 1 Avrily ny lohataona any amin'ireo Sinoa izay fotoam-pamafazana.
Manomboka amin'ny 1 Avrily ny lohataona any amin'ireo [[Sina|Sinoa]] izay fotoam-pamafazana.


Ny tetiandro seltika dia manomboka ny lohataona amin'ny 1 Febroary izay ankalazana ny fety atao h''oe Imbolc'' (vakina hoe: imbolg).
Ny [[tetiandro seltika]] dia manomboka ny lohataona amin'ny 1 Febroary izay ankalazana ny fety atao h''oe Imbolc'' (vakina hoe: imbolg).


Ny Sindy (mponina any India) mankalaza ny taom-baovao amin'ny fiandohan'ny lohataona. Amin'ny 20 na 21 Marsa ny any India sy Nepaly no mankalaza ny fetin'ny loko.
Ny Sindy (mponina any [[India]]) dia mankalaza ny taom-baovao amin'ny fiandohan'ny lohataona. Amin'ny 20 na 21 Marsa ny any India sy [[Nepal|Nepaly]] no mankalaza ny [[fetin'ny loko]].


Ny Japoney koa dia mankalaza ny atao hoe Setsubun izay fetim-pirenena ho an'ny fiavian'ny lohataona araka ny tetiandro manara-bolana.
Ny [[Japana|Japoney]] koa dia mankalaza ny atao hoe ''Setsubun'' izay fetim-pirenena ho an'ny fiavian'ny lohataona araka ny tetiandro manara-bolana.


Amin'ny lohataona no ankalazan'ny Tamoly ny ''Puthandu'', ankalazan'ny Tailandey ny ''Songkran'', ankalazan'ny Birmana ny ''Thingyan''.
Amin'ny lohataona no ankalazan'ny Tamoly ny ''Puthandu'', ankalazan'ny [[Tailandy|Tailandey]] ny ''Songkran'', ankalazan'ny [[Birmania|Birmana]] ny ''Thingyan''.


Ny [[Taom-baovao malagasy|taom-baovao malagasy]] dia ankalazaina amin'ny lohataona amin'ny volana Septambra ho an'ny Malagasy sasany amin'ny maha fizaran-taona voalohany azy. Ny hafa kosa dia mihazona ny [[Alahamady]] izay heveriny fa amin'ny fotoan'ny [[fararano]] amin'ny volana Marsa na Avrily manakaiky ny 21 Marsa.
Ny [[Taom-baovao malagasy|taom-baovao malagasy]] dia ankalazaina amin'ny fiantpmbohan'ny lohataona amin'ny volana Septambra, ho an'ny Malagasy sasany, amin'ny maha fizaran-taona voalohany azy.


Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia misy milaza fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara, ka Volambita, araka ny anaram-bolana malagasy avy amin'ny [[Fiteny sanskrity|teny sanskrita]], no fiantsoana izany.
Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia misy milaza fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara, ka [[Volambita]], araka ny anaram-bolana malagasy avy amin'ny [[Fiteny sanskrity|teny sanskrita]], no fiantsoana izany volana izany.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Aprily 2019 à 00:56

Ny lohataona no fizaran-taona voalohany amin'ny taona. Manomboka mitsiry sy maniry avokoa ireo zava-maniry nihintsina nandritra ny ririnina.

Raha zaraina efatra mitovitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Marsa sy Avrily ary Mey ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra izany.

Zava-miseho eo amin'ny natiora amin'ny lohataona

Mihavao ny voary. Mitsonika ny orampanala. Miakatra ny ranon-kazo. Mitsimoka na manomboka mamony ny ankamaroan'ny zavamaniry. Rakotra voninkazo ny toerana misy bozaka aman'ahitra.

Mifoha amin'ny torimasony ireo biby mpatory ririnina. Miverina ireo biby sy vorona mpifindra monina.

Asa sy fnkalazana fety amin'ny lohataona

Ao amin'ny tetiandro iraniana dia andro voalohany amin'ny taona ny andro voalohany amin'ny lohataona atao hoe Nuruz izay ankalazaina amin'ny 19 na 20 na 21 Marsa.

Ho an'ny Rosiana dia ny 1 Marsa no andro voalohany amin'ny taona fa ho an'ny Aostraliana kosa dia ny 1 Septambra izany. Any Frantsa dia ny 20 na 21 no fanombohan'ny lohataona.

Manomboka amin'ny 1 Avrily ny lohataona any amin'ireo Sinoa izay fotoam-pamafazana.

Ny tetiandro seltika dia manomboka ny lohataona amin'ny 1 Febroary izay ankalazana ny fety atao hoe Imbolc (vakina hoe: imbolg).

Ny Sindy (mponina any India) dia mankalaza ny taom-baovao amin'ny fiandohan'ny lohataona. Amin'ny 20 na 21 Marsa ny any India sy Nepaly no mankalaza ny fetin'ny loko.

Ny Japoney koa dia mankalaza ny atao hoe Setsubun izay fetim-pirenena ho an'ny fiavian'ny lohataona araka ny tetiandro manara-bolana.

Amin'ny lohataona no ankalazan'ny Tamoly ny Puthandu, ankalazan'ny Tailandey ny Songkran, ankalazan'ny Birmana ny Thingyan.

Ny taom-baovao malagasy dia ankalazaina amin'ny fiantpmbohan'ny lohataona amin'ny volana Septambra, ho an'ny Malagasy sasany, amin'ny maha fizaran-taona voalohany azy.

Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia misy milaza fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara, ka Volambita, araka ny anaram-bolana malagasy avy amin'ny teny sanskrita, no fiantsoana izany volana izany.

Jereo koa: