Levy (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5: Andalana faha-5:

Nandray anjara tamin’ny famonoana ireo lehilahy tao an-tananan-dry Sikema (na Sekema) - noho ity farany nandry an-keriny tamin’i Dina - izy niaraka tamin’i Simeona (Gen. 34.25-26) ka nozonin-drainy noho izany (Gen. 49.7).

== Jereo koa: ==

* Ireo zanak'i Jakoba: [[Robena]] - [[Simeona (zanak'i Jakoba)|Simeona]] - [[Levy]] - [[Joda (zanak'i Jakoba)|Joda]] - [[Dana]] - [[Naftaly]]- [[Gada]] - [[Asera]] - [[Isakara]] - [[Zebolona]] - [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] - [[Benjamina]] - [[Dina]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 24 Septambra 2018 à 19:20

Mamono an'i Hamora sy i Sekema i Levy sy i Simeona, nataon'i Phillip Medhurst.

I Levy dia olona resahina ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny Genesisy. Zanakahahy fahatelon'i Jakoba izy. I Lea no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). Ny taranak’i Levy no atao hoe fokon'i Levy na Levita izay nisahana ny asam-pisoronana tao amin’ny Zanak’i Israely.

Zafin’i Abrahama sy i Isaka i Levy. Nizara ho fianakaviana telo ny taranak’i Levy tamin’ny andron’ny fahandevozana tao Ejipta, dia ny fianakavian’i Gersona sy ny an’i Kehaty (na Kohaty) ary ny an’i Merary. I Levy no rain’i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an’i Miriama sy i Mosesy ary i Arona tamin’i Amrama (zafin’i Levy). I Robena sy i Simeona sy i Joda sy i Isakara ary i Zebolona no rahalahiny ary i Dina no anabaviny iray reny aminy.

Jereo koa: