Wikipedia:Fandraisana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
-
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-20: Andalana faha-20:
== Ny takelaka [[special:newpages|farany vita]] ==
== Ny takelaka [[special:newpages|farany vita]] ==
{{Special:Newpages/1}}
{{Special:Newpages/1}}
{{kalandrie}}
<br>
<br>
<inputbox>
<inputbox>

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Novambra 2009 à 12:06

TONGA SOA eto amin'ny wikipedia

Tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny rakipahalalàna (encyclopédie) malagasy amin'ny internet. Raha tianao dia azonao atao ny misoratra ho mpikambana. Mba hahazoantsika sary an-tsaina hoe ahoana ny momba ny wikipedia dia azontsika jerena ny amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy.

Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia mandehana eto na eto.

Amin'izao fotoana izao dia misy Takelaka 97 178? voaangona ato... Mpikambana 33 075 no nanoratra anarana ato ankehitriny ... dia miandry anao hanatevin-daharana.

Inona no maika indrindra ?

  • Raha misy afaka manampy dia maika indrindra ny fandikana amin'ny teny malagasy ireo teny rehetra miasa amin'ity fitaovana ity. Jereo eto ary dia mametraha sosokevitra amin'ny dinika (talk) isaky ny teny.
  • Tsara atao koa no manampy ny mpandika teny miteny malagasy any translatewiki. Aloha no manampy ny mpandika teny any Translatewiki, Tsindrio eto .
  • Eo koa ireo teny mila votoatiny izay efa mirohy amin'ny takelaka hafa.

Ny takelaka farany vita

3 Mey 2024



 

Rajoelina Andry, avy amin' ny anarany feno Rajoelina, Andry Nirina dia mpanao pôlitika manam-piaviana malagasy, mizaka ny zom-pirenena frantsay[1], izay filohan' i Madagasikara nanomboka tamin' ny taona 2019. Teraka tamin' ny 30 Mey 1974 izy. Nitantana ny Tetezamita izy hatramin' ny taona 2009 ka hatramin' ny 2014 taorian' ny krizy pôlitika sy fanonganam-panjakana notohanan' ny miaramila izy[2].

Talohan' ny nidiran-dRajoelina tamin' ny pôlitika dia nirotsaka tamin' ny fandraharahana teo amin' ny sehatra tsy miankina i Rajoelina, anisan' izany ny orinasa mpanao pirinty sy dokam-barotra antsoina hoe Injet tamin' ny taona 1999 sy ny tambajotran' ny radiô sy fahitalavitra Viva tamin' ny taona 2007.

Izy no nanangana ny antoko politika Tanora Gasy Vonona (TGV) ary lany ho ben' ny tanànan' Antananarivo nandritra ny herintaona, nanomboka tamin' ny 12 Desambra hatramin' ny 3 Febroary 2009 mialoha ny namindrany ny fahefana amin' i Michèle Ratsivalaka izay nosoloina koa an' i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an' i Rajoelina.

Nandritra izany dia nitarika ny hetsika nanoherana ny filoha Marc Ravalomanana izay ka niafara tamin' ny krizy pôlitika tamin' ny taona 2009 izany. Notendren' ny filankevitra miaramila ho filohan' ny Fahefana Avon' ny Tetezamita (FAT) i Rajoelina, tamin' ny alalan' ny hetsika izay nosokajin' ny fianakaviambe iraisam-pirenena ho fanonganam-panjakana. Nanao fianianana amin' ny maha filohan' ny Tetezamita azy izy tamin' ny 21 Marsa 2009 na dia tsy nankatoavin' ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany.

Noravan-dRajoelina ny Antenimieran-doholona sy ny Antenimieram-pirenena, ary namindra ny fahefan' izy ireo tamin' ny rafitra vaovao isan-karazany miandraikitra ny fanaraha-maso ny tetezamita mankany amin' ny fahefana vaovao manaja ny lalàmpanorenana. Nifanohitra tamin' ny dingana nateraky ny fanelanelanana iraisam-pirenena izay nikendry ny hananganana governemanta tetezamita izany. Nankatoavin' ny mpifidy ny lalàmpanorenana vaovao tamin' ny fitsapan-kevi-bahoaka nahabe resaka tamin' ny Nôvambra 2010, izay nampiditra an' i Madagasikara ao amin' ny Repoblika fahefatra. Nitana ny maha filohan' ny FAT azy hatramin' ny fifidianana solombavambahoaka tamin' ny taona 2013 i Andry Rajoelina ka tsy nametra-pialana raha tsy tamin' ny taona 2014. Nandrombaka ny fifidianana filoham-pirenena tamin' ny taona 2018 izy ary nanao fianianana ho filohan' i Madagasikara tamin' ny 19 Janoary 2019.

Tafiditra tao anatin' ny fe-potoam-piasany ny valanaretina Covid-19 teto Madagasikara, izay nampielezany vaovao diso sy nampandrosoany fitsaboana tsy voaporofo momba ity aretina ity. Namely ny firenena  koa ny krizy ara-tsakafo tamin' ny 2021 sy ny rivodoza Batsirai. (tohiny...)

 
AstronomiaBiolojiaHay TanyEkolojiaFahasalamànaFizikaInformatikaKajySimiaFanisanaMatematikaToe-tsaina


TantaraFambolenaTaozava-baventyGovernemantaLalànaMaritranoFitsaboanaPolitikaRaharaham-bahoakaRaharahaRindran'asaTeknolojia


ArkeôlojiaJeografiaFitenyFikarohana momban'ny fitenyAnganoFiaraha-moninaToe-Karena


Fomban-drazanaFivavahanaFoto-pinoanaFiangonana


FialambolyFizahan-tanyHaisoratraAsa-tananaFialam-bolyHosodokoInternetLalaoMozikaNahandroOperaFilazam-baovaoSarimihetsikaSokitraTononkaloFisokajiana araka ny lohatenyDisiplina akademikaAlimanakaTabilao ny TsiahyTantaram-piainana (biôgrafia) • Toro Lalana
  
 

jereo ny sary

 

Wikipedia:Miaraha miasa/2024

 

Ankehitriny eto amin'ny wikipedia malagasy, ny isan'ny lahatsoratra efa noforonina dia misy 97 178. Mpikambana 33 075 no efa nisoratra anarana teto, ary 43 tamin'ireo no nanova pejy teto tamin'ny 30 andro lasa teo.

  • Ny Wikipedia dia raki-pahalalàna azon'ny tsirairay ovaina, ary tonga dia hitan'ny mpitsidika avy hatrany ny fanovana notehiriziny, raha manaraka ny fitsipika napetraky ny fikambanana. Misy pejy fanoroana sasantsasany afaka manoro anao hoe ahoana no manova ny pejy na manova lahatsoratra, na mampiditra sary. Anontanio ny mpandrindran'ity wiki ity raha manana fanontaniana manokana ianao.
  • Ho raisina ao amin'ny pejin-dresaka na ao amin'ny toerana iombonana ny adihevitra mety hisy mikasika ny lahatsoratra. Ny pejin-dresaka dia ahafahana manapa-kevitra momban'ny votoatiny tokony apetraka na tokony esorina, ary ahafahana maminavina ny hatsara ny lahatsoratra.



  1. "Madagascar : le président Rajoelina est bien français", Le Monde.fr,‎ 15 juin 2023 (vakio eto [tahiry], notsidihina tamin' ny 15 juin 2023)
  2. "Madagascar: island even more isolated after coup". Csmonitor.com.