Mpikambana:Jagwar

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Torohaim-pikambana Babel
mg-N Ny teny malagasy no tenim-pirenena nahabe ity mpikambana ity.
fr-4 Cet utilisateur dispose de connaissances proches de la langue maternelle en français.
en-4 This user has near native speaker knowledge of English.
es-3 Esta persona tiene un conocimiento avanzado del español.
eo-2 Ĉi tiu uzanto havas meznivelan scion de Esperanto.
ja-1 この利用者は初級日本語ができます。
Tadiavo ny fitenin'ny ny mpikambana


Aza dia mandrangitra azy loatra ianareo sao lany eo! :-)

I Jagwar dia solonanaran'ny mpandray anjara iray eto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy, izay nisoratra anarana ny volana Aogositra 2008. Io anarana nosafidiany ho anaram-pikambany io dia avy amin'ilay anaram-biby Jaguar (sary eo ankavia) izay karazana saka miaina any anatin'ny alan'i Amerika Afovoany sy Atsimo. Raha tia hahafantatra bebe kokoa momba azy ianao dia tsindrio ny rohy «Fanoloran-tena» eo ambony. Raha tsy izany dia azonao atao ny mametraka hafatra eo amin'ny pejin-dresany, na amin'ny alalan'ny mailaka.

Efa taona maromaro izay ity «saka be» ity no nandray anjara teto amin'i Wikipedia. tamin'ny 2008 izy no nandray anjara teto amin'i Wikipedia teto. Betsaka ireo hitany tonga ary ireo hitany lasa. Ka raha tia handray anjara eto ianao, ka tia hifandray amin'izay efa mahafehy tsara ny rafitra fitantanana votoatiny MediaWiki izy, ary koa ny framework Pywikipedia, izay ampiasainy isan'andro eo amin'i Wikibolana.

Iangaviana ianareo mpitsidika ary ny mpamaky ny asa soratr'i Jagwar mba hampahalala azy rehefa misy teny diso tsipelina na rehefa mampiasa voambolana diso izy. Nampiana-tena izy tamin'ny lafiny fanoratana ny teny malagasy. Samy mianatra avokoa isika mandava-piainana ary tsy misy azo lazaina fa mpiteny tonga lafatra moa ny eto an-tany.

Lahatsoratra tsara hoforonina

Lahatsoratra 1.000 tokony hananan'ny Wikipedia rehetra (ho an'ny lisitra feno, jereo ny lisitra eto (amin'ny teny anglisy)

Voambolana

Statistika momba ahy