Zana-Kôntinenta Indiana: Fahasamihafan'ny versiona
Zana-Kôntinenta Indiana (hanova)
Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Septambra 2021 à 10:09
, il y a 2 anstsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:ASACR.png|vignette|279x279px|Firenena ao amin' ny zana-kôntinenta indiana]]
Ny '''Zana-kôntinenta Indiana''' na '''Saikanosy Indiana''' dia faritra ara-jeôgrafia ao [[Azia Atsimo]], mirefy 4
Noho ny fipetrahany eo ambony sosom-bato mitokana sy noho ny fananan' izy ireo singa ara-kolontsaina iombonana no nahatonga ireo firenena ireo hakambana ao amin' io faritra io. Ny ampahany atsimo amin' ity faritra ity dia [[saikanosy]] lehibe, fa ny avaratra kosa dia misaraka amin' i [[Azia Afovoany]] amin' ny alalan' ny tandavan-tendrombohitra Himalaia izay mamorona sakana ara-kolontsaina sy ara-jeôgrafia eo anelanelany sy ny faritra hafa ao [[Azia]].
|