Volan-tsina-Mahavokatra

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Tsinam-bolana lonaka)
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sarin-tanin'ny Volan-tsina-Mahavokatra nataon'i James Henry Breasted tamin'ny taona 1916.

Ny Tsinam-bola-Mahavokatra na ny Volan-tsina-Mahavokatra na Tsinam-bolana-Lonaka dia ny faritra ao Atsinanana Akaiky misy tany azo volena noho ny fananany toetrandro manorana, ka ireto ny mamaritra azy: ny tany efitr'i Siria ao atsimo (ny ampahany avaratra amin'ny efitr'i Arabia), ny Ranomasina Mediteranea ao andrefana, ary ny tendrombohitra Taorosy sy Zargosa ao avaratra sy ao atsinanana. Mamakivaky an'i Israely ankehitriny, an'i Palestina, an'i Siria, an'i Libàna, ny faritra antsimo-atsinanan'i Torkia, ny faritra avaratra sy atsinanan'i Iràka, ary ny sisin-taniny andrefan'i Iràna. Tamin'ny taona 1916 no nampiasan'ilay arkeologa James Henry Breasted io teny io (anglisy: Fertile Crescent) satria miendrika volan-tsinanana (anglisy: Crescent) ilay faritra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia[hanova | hanova ny fango]

Fizaràm-paritra hafa ao Azia[hanova | hanova ny fango]