Fiteny rosiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i Fiteny rosy ho Fiteny rosiana i Jagwar
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5: Andalana faha-5:
|sata=teny ofisialin'i {{Rosia}}, {{Kazakstana}}, {{Belarosia}} ary {{Firenena Mitambatra}}
|sata=teny ofisialin'i {{Rosia}}, {{Kazakstana}}, {{Belarosia}} ary {{Firenena Mitambatra}}
}}
}}
Ny '''fiteny rosy''' (na teny '''rosiana''') dia fiteny silava tenenina eny amin'ny firenen'ny [[Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika|Firaisana Sovietika]] taloha. Ny fiteny rosy dia manana sata ofisialy any [[Rosia]], [[Kazakstana]], [[Kirgiszistana]], [[Belarosia]]. Na dia tsy manana sata ofisialy aza izy, ampiasain'ny firenen'ny Firaisana Sovietika taloha ho fiteny ifandraisana amin'ny vahiny ny fiteny rosy. Araka izany dia isaina eo amin'ny zato tapitrisa eo ho eo ny nianatra ilay fiteny erak'izao tontolo izao. Raha atambatra amin'ny isan'ny olona lehibe tamin'ny fiteny rosy izany dia eo amin'ny 255 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny olona miteny rosy. Noho ny hatanjaka ara-tafiky ny Firaisana Sovietika taloha dia anisan'ny teny ofisiain'ny Firenena Mitambatra ny fiteny rosy miaraka amin'ny teny arabo, anglisy, espaniola, frantsay ary sinoa.
Ny '''fiteny''' '''rosiana''' dia [[fiteny slava]] tenenina eny amin' ny firenen' ny [[Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika|Firaisana Sovietika]] taloha. Ny fiteny rosiana dia manana sata ôfisialy any [[Rosia]], [[Kazakstana]], [[Kirgizistana]], [[Belarosia]]. Na dia tsy manana sata ôfisialy aza izy, ampiasain' ny firenen' ny Firaisana Sôvietika taloha ho fiteny ifandraisana amin' ny vahiny ny fiteny rosiana. Araka izany dia isaina eo amin' ny 100 tapitrisa eo ho eo ny nianatra ilay fiteny eran' izao tontolo izao. Raha atambatra amin' ny isan' ny olona lehibe tamin' ny fiteny rosiana izany dia eo amin' ny 255 tapitrisa eo ho eo ny isan' ny olona miteny rosiana. Noho ny tanjaka ara-tafiky ny Firaisana Sôvietika taloha dia anisan' ny teny ôfisiain' ny [[Firenena Mikambana]] ny fiteny rosiana miaraka amin' ny [[fiteny arabo]], [[Fiteny anglisy|anglisy]], [[Fiteny espaniôla|espaniola]], [[Fiteny frantsay|frantsay]] ary [[Fiteny sinoa|sinoa]].


== Fanononana ary soratra ==
== Fanononana sy soratra ==


Zava-dehibe amin'ny fiteny rosy ny tsindrom-peo, izay miovaova araky ny teny. Miova arak'izany ny fanononana ireo zanapeo : afohezina ny zanapeo tsy manana tsindrim-peo.
Zava-dehibe amin' ny fiteny rosiana ny [[Tsindrimpeo|tsindrim-peo]], izay miovaova araky ny teny. Miova arak' izany ny fanononana ireo [[zanapeo]]: hafohezina ny zanapeo tsy misy tsindrim-peo.


Soratana amin'ny alalan'ny abidy sirilika manana litera 33 ny fiteny rosy. Misy fomba roa fanononana ny renifeo: mateza ary malemy.
Soratana amin' ny alalan' ny [[abidy sirilika]] manana litera 33 ny fiteny rosiana. Misy fomba roa fanononana ny renifeo: mateza ary malemy.


{| class=wikitable
{| class=wikitable
|+ '''Tabilaon'ny abidy sirilika ankehitriny'''
|+ '''Tabilaon' ny abidy sirilika ankehitriny'''
|-
|-
|- align="center" bgcolor="#cccccc"
|- align="center" bgcolor="#cccccc"
Andalana faha-86: Andalana faha-86:
|}
|}


[[Sary:CarteLangueRusse.png|180px|ankavanana|saritan'ny tany miteny Rosy]]
[[Sary:CarteLangueRusse.png|346x346px|ankavanana|saritan'ny tany miteny Rosy]]


{{ref}}
{{ref}}

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Martsa 2021 à 11:03

rosy / rosiana
русский язык

Isan'ny mpiteny 144 tapitrisa (L1)
258 tapitrisa (L1+L2)
Faritany Rosia ary firenena manodidina
Sata teny ofisialin'i Rosia,  Kazakstana,  Belarosia ary  Firenena Mitambatra

Ny fiteny rosiana dia fiteny slava tenenina eny amin' ny firenen' ny Firaisana Sovietika taloha. Ny fiteny rosiana dia manana sata ôfisialy any Rosia, Kazakstana, Kirgizistana, Belarosia. Na dia tsy manana sata ôfisialy aza izy, ampiasain' ny firenen' ny Firaisana Sôvietika taloha ho fiteny ifandraisana amin' ny vahiny ny fiteny rosiana. Araka izany dia isaina eo amin' ny 100 tapitrisa eo ho eo ny nianatra ilay fiteny eran' izao tontolo izao. Raha atambatra amin' ny isan' ny olona lehibe tamin' ny fiteny rosiana izany dia eo amin' ny 255 tapitrisa eo ho eo ny isan' ny olona miteny rosiana. Noho ny tanjaka ara-tafiky ny Firaisana Sôvietika taloha dia anisan' ny teny ôfisiain' ny Firenena Mikambana ny fiteny rosiana miaraka amin' ny fiteny arabo, anglisy, espaniola, frantsay ary sinoa.

Fanononana sy soratra

Zava-dehibe amin' ny fiteny rosiana ny tsindrim-peo, izay miovaova araky ny teny. Miova arak' izany ny fanononana ireo zanapeo: hafohezina ny zanapeo tsy misy tsindrim-peo.

Soratana amin' ny alalan' ny abidy sirilika manana litera 33 ny fiteny rosiana. Misy fomba roa fanononana ny renifeo: mateza ary malemy.

Tabilaon' ny abidy sirilika ankehitriny
Renisoratra Zanatsoratra Anarana Fanononana
(AAI)
А а a a
Б б be b ~ Endrika:MSAPI
В в ve v ~ Endrika:MSAPI
Г г ge g ~ Endrika:MSAPI
Д д de d ~ Endrika:MSAPI
Е е je Endrika:MSAPI ~ Endrika:MSAPI
Ё ё jo Endrika:MSAPI ~ Endrika:MSAPI
Ж ж že ʒ
З з ze z ~ Endrika:MSAPI
И и i i
Й й i fohy
и краткое
j
К к ka k ~ Endrika:MSAPI
Л л el ɫ ~ Endrika:MSAPI
М м em m ~ Endrika:MSAPI
Н н en n ~ Endrika:MSAPI
О о o o
П п pe p ~ Endrika:MSAPI
Р р er r ~ Endrika:MSAPI
С с es s ~ Endrika:MSAPI
Т т te t ~ Endrika:MSAPI
У у u u
Ф ф ef f ~ Endrika:MSAPI
Х х ha x ~ Endrika:MSAPI
Ц ц ce t͡s
Ч ч če Endrika:MSAPI
Ш ш ša ʃ
Щ щ šča Endrika:MSAPI
Ъ ъ mafy
tvjordyj znak (твёрдый знак)
--
Ы ы ɨ
Ь ь malemy
mjagkij znak (мягкий знак)
--
Э э e mivadika
e oborotnoje (э оборотное)
ɛ
Ю ю ju Endrika:MSAPI ~ Endrika:MSAPI
Я я ja Endrika:MSAPI ~ Endrika:MSAPI
saritan'ny tany miteny Rosy
saritan'ny tany miteny Rosy
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Rosia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.