Laogy rehetra
Apparence
Seho nakambana ho an'ny laogy rehetra azo jerena eto amin'ny Wikipedia. Azonao ferana ny fahitana ny tao amin'ny fisafidianana karazana laogy iray, anaram-pikambana iray na pejy iray (samihafa ny sorabaventy sy soramadinika).
- 28 Aogositra 2022 à 18:36 2806:2f0:51c0:b850:91a4:c507:f57c:5848 dinika a créé la page Vorompotsy (Pejy noforonina tamin'ny « Vorompotsy Ny '''vorompotsy''' (''Ardea humbloti'') dia karazana vano. Eto Madagasikara dia fahita any amin’ny morontsiraka avaratra sy andrefan’ny Nosy izy io, fa any an-tanety ihany koa, indrindra eo akaikin’ny farihin’Alaotra. Eo koa ny any amin’ny Nosy Kaomoro sy Mayotte. Karazam-biby atahorana ho lany tamingana ny vorompotsy, ary tombanana ho 1 500 ny isan'ny olona matotra. Toa mihavitsy ny mponin... »)
- 28 Aogositra 2022 à 03:45 2806:2f0:51c0:b850:91a4:c507:f57c:5848 dinika a créé la page Vanovolondavenona (Pejy noforonina tamin'ny « thumb|Vanovolondavenona Ny '''Vanovolondavenona''' ny '''vano satroboninahitra volondavenona''' (''Balearica regulorum'') dia vorona ao amin'ny fianakavian'ny vano (''Gruidae''). Any amin'ny faritra atsinanana sy atsimon'i Afrika no misy azy, ary izy no vorona nasionalin'i Ouganda. »)
- 28 Aogositra 2022 à 02:15 2806:2f0:51c0:b850:91a4:c507:f57c:5848 dinika a créé la page Vorompiremby (Pejy noforonina tamin'ny « thumb|Vorompiremby '''vorompiremby''' na '''vorona mpiremby''' (''Sagittarius serpentarius'') dia vorona mpihaza lehibe indrindra eto an-tany any Afrika, matetika hita any amin'ny ahi-maitso sy savana any amin'ny faritra atsimon'i Sahara. »)
- 28 Aogositra 2022 à 01:46 2806:2f0:51c0:b850:91a4:c507:f57c:5848 dinika a créé la page Voronaparadisa (Pejy noforonina tamin'ny « thumb Ny '''voronaparadisa''' dia mpikambana ao amin'ny fianakaviana ''Paradisaeidae'' amin'ny ordo ''Passeriformes''. Ny ankamaroan'ny karazana dia hita any atsinanan'i Indonezia, Papoazia-Ginea-Vaovao ary atsinanan'i Aostralia. Ny fianakaviana dia manana karazany 44 amin'ny 17 genera. »)