Aller au contenu

Vano volondavenona misatroboninahitra

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vanovolondavenona)
Vano volondavenona misatroboninahitra

Ny vano volondavenona misatroboninahitra dia vorona ao amin' ny fianakavian' ny Gruidae. Ny anarany ara-tsiansa dia Balearica regulorum. Mipetraka any amin' ny hivoka maina any amin' ny faritra atsimon' i Sahara izy io, saingy manao akany amin' ny toeram-ponenana somary mando kokoa, ary misy ihany koa any amin' ny faritra be ahitra na misy fambolena akaikin' ny farihy na renirano toy ny any Kenià, Oganda na Roanda. Tsy mifindra monina ity vorona ity. Izy no vorom-pirenen' i Oganda.

Vano volondavenona misatroboninahitra

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]