Kalifaty Omaiada
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Kalifaty Omaiada (amin'ny teny frantsay : Omeyyade ; anglisy : Umayyad ; arabo : أمية Umayyat) dia anisan'ny kalifaty islamika lehibe nisy taorian'ny nahafatesan'ny mpaminany Mohameda. Io no kalifaty lehibe izay nanjaka ny tany misy an'i Pakistana ankehitriny hatramin'ny tany misy an'i Espaina ankehitriny, dia anisan'ny fanjakana nivelatra indrindra teto Tany : ny velarantaniny tamin'ny taonjato fahafito dia 13 tapitrisa kilometatra toradroa (velarantanin'i Sina sy India akambana).