Kalifata Omaiada

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny Kalifata Omaiada tamin' ny taonjato fahavalo.

Ny Kalifata Omaiada na ny Empira Omaiada (amin' ny teny frantsay: Omeyyade; anglisy: Umayyad; arabo: أمية Umayyat) dia anisan' ny kalifaty islamika lehibe nisy taorian' ny nahafatesan' ny mpaminany Mohamady. Io no kalifaty lehibe izay nanjaka ny tamin'ny faritra misy an' i Pakistàna ankehitriny hatramin' ny faritra misy an' i Espaina ankehitriny, dia anisan' ny fanjakana nivelatra indrindra teto an-tany: ny velarany tamin' ny taonjato fahafito dia 13 tapitrisa km2 (velaran' i Sina sy India akambana).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Omaiada