Joany (evanjelista)
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Jaona (evanjelistra))
Jaona na Joany | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Jaona na Joany | ||
Teraka | taona 15 | ||
Maty | taona 100 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Evanjelista | ||
Fiainana manokana | |||
I Joany na Jaona evanjelista, izany hoe ilay nanoratra evanjely na filazantsara, dia heverina ho ilay "mpianatra tian' i Jesoa indrindra", isan' ny [Apôstôly roa ambin' ny folo]], tsy voatonona anarana ao amin' ny Evanjely araka an' i Joany na Filazantsara araka an' i Jaona izy amin' ny maha mpanoratra azy.
Heverina ho nanoratra ireo Epistily voalohany sy faharoa ary fahatelo mitondra ny anarany koa izy. Betsaka anefa ny mpikaroka momba ny Baiboly izay milaza fa olona samy hafa no nanoratra ny tsirairay amin' ireo boky ireo. Izy koa no heverin' ny olona sasany fa nanoratra ny Apôkalipsin' i Joany.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Mey 1, 2016 at the Wayback Machine