Marka (evanjelista)

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Marka dia ilay heverina, araka ny lovantsofina, fa nanoratra ny Evanjely na Filazantsara mitondra ny anarany. Mpanara-dia akaiky an'i Simona Petera sy an'i Paoly Apostoly izy fa tsy isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo lahy. Jaona Marka koa no fiantsoana azy. Tsy mitonon-tena ho nanoratra ny Filazantsara faharoa nampitondraina ny anarany anefa i Marka.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]