Lioka

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Lioka dia ilay nanoratra ny Evanjely mitondra ny anarany, araka ny lovantsofina. Mpitsabo no asany. Izy koa no heverina ho nanoratra ny Asan'ny Apostoly sady namana akaikin'i Paoly Apostoly. Tsy isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo izy.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]