Fiteny eskimo-aleota

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny eskimo-aleota, izay atao hoe fiteny eskaleota na fiteny inoita-aleota, dia fianakaviam-piteny ao Grinlandy, ao amin'ny faritra Arktika kanadiana any Alaska sy any amin'ny tendrony atsinanan'i Rosia. Mizara sampana roa io fianakaviam-piteny io, dia ny sampam-piteny eskimô ahitana ireo fiteny inoita sy ireo fiteny iopîka; ny sampana faharoa dia ny sampana aleota izay miavaka mazava amin'io voaloany io.