Distrikan' i Betioky-Atsimo
Apparence
Distrikan'iBetioky Atsimo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 306 859 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliary | |
Faritra | Atsimo-Andrefana |
Ny Distrikan' i Betioky-Atsimo dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. I Betioky no renivohiny.
Farihy
[hanova | hanova ny fango]Fitsinjaram-pahefana
[hanova | hanova ny fango]Ireto ny kaominina miisa 32 mandrafitra ny Distrikan' i Betioky Atsimo: Ambatry Mitsinjo, Ankazombalala, Ankazomanga Andrefana, Andranomangatsiaka, Ankilivalo, Antohabato, Antsavoa, Atsimo I, Atsimo II, Beantake, Beavoha, Belamoty, Beora, Besely, Betioky, Bezaha, Efoetsy, Fenoandala, Lazarivo, Manalobe, Masiaboay, Maroarivo Ankazomanga, Montifeno, Salobe, Savazy II, Sakamasay, Soamanonga, Soaserana, Tameantsoa, Tanambao Ambony, Tongobory, Vatolatsaka, ary Vohimary
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
- Distrikan' Ampanihy
- Distrikan' Ankazoabo
- Distrikan' i Benenitra
- Distrikan' i Betioky-Atsimo
- Distrikan' i Beroroha
- Distrikan' i Morombe
- Distrikan' i Sakaraha
- Distrikan' i Toliara I
- Distrikan' i Toliara II