Distrikan' i Beroroha
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Beroroha)
| Distrikan'i Beroroha | ||
| Velarantany | NC | |
| Isan'ny mponina | 68 729 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | Toliary | |
| Faritra | Atsimo-Andrefana | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | |

Ny Distrikan' i Beroroha dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, Faritanin' i Toliara, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. I Beroroha no renivohiny.
Fitsinjaram-pahefana
[hanova | hanova ny fango]Indreto ireo kaominina miisa sivy izay mandrafitra ny Distrikan' i Beroroha: Behisatra, Bemavo, Beroroha, Fanjakana, Mandronarivo, Marerano, Sakena, Tanamary, ary Tanandava.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
- Distrikan' Ampanihy
- Distrikan' Ankazoabo
- Distrikan' i Benenitra
- Distrikan' i Betioky-Atsimo
- Distrikan' i Beroroha
- Distrikan' i Morombe
- Distrikan' i Sakaraha
- Distrikan' i Toliara I
- Distrikan' i Toliara II
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Beroroha |