Distrikan' Ampanihy

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Ampanihy)
Distrikan' Ampanihy
Velarantany NC
Isam-ponina 398 995 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Toliary
Faritra Atsimo-Andrefana
Ny Distrikan' Ampanihy ao amin' ny Faritanin' i Toliara

Ny Distrikan' Ampanihy dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. Ampanihy no renivohiny.

Kaominina[hanova | hanova ny fango]

Fitsinjaram-pahefana[hanova | hanova ny fango]

Misy kaominina miisa 19 ny ao amin' ny Distrikan' Ampanihy ka ireto avy izy ireo: Agnavoha, Amboropotsy, Ampanihy, Androka, Androimpana, Ankiliabo, Ankilimivory, Ankilizato, Antaly, Beara, Beahitse, Belafike, Beroy Atsimo, Ejeda, Fotadrevo, Gogogogo, Itampolo, Maniry ary Vohitany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: