Tanzania
| Jamhuri ya Muungano wa Tanzania ((sw)) | |||||
| The United Republic of Tanzania ((en)) | |||||
| {{{{{langue3}}}}} | |||||
| {{{{{langue4}}}}} | |||||
| {{{{{langue5}}}}} | |||||
| Repoblikan'i Tanzania ((mg)) | |||||
|
|||||
| Teny filamatra : Uhuru na Umoja (Fahefana sy firaisana) |
|||||
| Teny ofisialy | kiswahili, Anglisy | ||||
| Renivohitra | Dodoma 6°11′0″S 35°44′5″E / 6.18333°S 35.73472°E |
||||
| Tanàna ngeza indrindra | Dar es Salam | ||||
| Fitondrana sy governemanta - filoha - Pray mnistra |
Repoblika federaly Jakaya Mrisho Kikwete Edward Lowasa |
||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 31 945 087 km² 6,2 |
||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 33 40 213 162 mpo. 41,7 mpo./km² {{{1}}} |
||||
| Anaran'ny mponina | Tanzanianina | ||||
| IDH (2004) | ▲ 0,430 (ambany) faha 162 | ||||
| Sandam-bola | Shilling tanzanianina (TZS) |
||||
| Fiozao ny ora | UTC +3 | ||||
| Hiram-pirenena | Mungu ibariki Afrika |
||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+255
|
||||
I Tanzania dia firenena any Afrika. Ny renivohiny dia Dodoma, misy olona 40 tapitrisa no miaina any. Miteny Swahili na Anglisy ny anjabiazan'ny mponina miaina any. Kristianina ny 45%n-ny olona any Tanzania, fa Slamo daholo ny olona miaina eo Zanzibar. Shiling Tanzanianina ny vola miasa any.
Fantatra ny olona era ny tany ny Tanzania amin'ny fihisin'ny tendron'ny Kilimanjarô ary ny fihisin'ny Serengetti National Park. Afaka hitantsika any Tanzania koa ny fôsily n'olombelona an'isa ny antitra indrindra any afrika antsinanana, hita tao amin'ny keok'i Olduvai.
[hanova] Tantara
Manan'ny fianjadian'ny Arabo slamo ny Tanzania tamin'ny taonjato faha fito, manao varotra nà haranify sy andevo. Lasa zanatany Alemana (ay Zanzibar) sy Anglisy (ny sisa) ny Tanzania tamin'ny taonjato faha 19, ary ny anarana nomen'i Anglisy tamin'io andro io dia Tanganyika, avy amin'ny anaran'ny farihy Tanganyika any andrefan'i Tanzania.
Nahazo ny fahaleovantenany ny tanzanianina tamin'ny 1961 ary lasa firenena sosialista netin'i Julius Nyerere i Tanzania hatramin'ny 1985. Nanomboka ara-dalàna ny fifanoherana tamin'ny 1992.
[hanova] Toe-tany
Misy dongolava manana haambo nà 1 000 metatra ny Tanzania ra jerena avy amin'ny amorontsirany. Io dongolava io dia tonga hatrany amin'ny farihy Malawi sy Tanganyika.