Ranomasimbe Indiana

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Navigation, karohy

Ny ranomasimbe indiana dia nantsoina hoe ranomasimbe atsinanana na ranomasin'i India taloha. Manana velarana 75.000.000 km² izy ary voafaritr'i India, Pakistan sy Iran any avaratra ; Birmania, Thailandia, Malezia, Indonesia ary Aostralia any atsinanana ; ny ranomasimbe antartika any atsimo ary Afrika sy ny saikanosy arabo any andrefana.

[Ovay] Ireo nosy ao amin'ny Ranomasimbe Indiana

Ao koa ireo nosy izay ao anatin'ny Terres australes et antarctiques françaises :

Ny ranomasimbe

Arktika

Atlantika

Antarktika

Indianina

Pasifika
Fitaovana manokana