Tailandy

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

ราชอาณาจักรไทย ((th))
Ratcha Anachak Thai th
Fanjakan'i Tailandy ((mg))
Sainan'i Tailandy Fanevan'i Tailandy
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
LocationThailand.svg
Teny ofisialy thai
Renivohitra Bangkok
13° 45′ N, 100° 31′ E
Tanàna lehibe indrindra Bangkok
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjaka
- Praiminisitra
Fanjakana ara-dalam-panorenana
Rama IX
Yingluck Shinawatra[1]
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 49
514 000 km²
0,4 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 20
65 493 298 mpo.
122 mpo./km²


Anaran'ny mponina Tailandey
IDH (2004) 0,784 (antonony) faha 72
Sandam-bola Baht (THB)
Fiozao ny ora UTC +7
Hiram-pirenena Phleng Chat
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+66

Ny Tailandy (amin'ny fiteny thai : pratet thaï ประเทศไทย), na Fanjakan'i Tailandy, dia firenena any atsimo atsinanan'i Azia. Ny velarantaniny dia misy eo amin'ny 514 000 km2 eo ho eo ; Ary ny isam-poniny dia 65 tapitrisa, araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2008.
Niova anarana ilay fanjakana tamin'ny 1949 : Siam no anarany taloha. Ny Tailandy dia mizara sisintany amin'i Mianmara any andrefany, amin'i Malaizia any atsimo, Amin'i Kambodia any atsinanana ary amin'ny Laôsa any avaratra atsinanana. Fanjakana ara-dalam-panorenana ny Tailandy hatry ny taona 1932.

Ny renivohitr'i Tailandy dia Bangkok (Krungthep - กรุงเทพฯ, « Tanànan'ny Anjely »). Ny fiteny thai no teny ofisialy any Tailandy ary ny Baht no sandam-bola.

Tantara[hanova | modifier le wikitexte]

Jeografia[hanova | modifier le wikitexte]

Toe-tany[hanova | modifier le wikitexte]

Politika[hanova | modifier le wikitexte]

Toe-karena[hanova | modifier le wikitexte]

Rohy Ivelany[hanova | modifier le wikitexte]

Tranonkala Ofisialy[hanova | modifier le wikitexte]

Hafa[hanova | modifier le wikitexte]

  1. loharano : vangovangon-takelaka eo amin'i romandie.com (15 Des. 2008)