Bangkok
Avy amin'i Wikipedia
|
|||
| Velarantany | NC | ||
| Isam-ponina | 6 355 144 mponina | ||
| Tanànan-dehibe | 10 061 726 | ||
| Ben'ny tanàna | Sukhumbhand Paribatra | ||
| Firenena | Tailandy | ||
| Faritany | Bangkok | ||
Bangkok (amin'ny fiteny thai กรุงเทพมหานคร ou กรุงเทพฯ Krung Thep hiaino) dia renivohitr'i Tailandy, Sady tanàna no faritany ny tanànan'i Bangkok.
Votoatiny |
[hanova] Ny anarany
- amin'ny fiteny thai : กรุงเทพ มหานคร อมรรัตนโกสินทร์ มหินทรายุธยา มหาดิลกภพ นพรัตน์ราชธานีบุรีรมย์ อุดมราชนิเวศน์มหาสถาน อมรพิมานอวตารสถิต สักกะทัตติยะวิษณุกรรมประสิทธิ์
- raha ovaina amin'ny soratra latina : Krung Thep mahanakhon bowon rattanakosine mahintara ayuthaya mahadilok popnopparat ratchathani buriromudomratchaniwet mahasathan-amonpiman-avatansathri-sakkathatitya visnukamprasit
Araka ny lazain'ny Guinness World Records io anarana i ono anaran-toerana lava indrindra eo an-tany.