Indonezia

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Republik Indonesia (id)
{{{{{langue2}}}}}
{{{{{langue3}}}}}
{{{{{langue4}}}}}
{{{{{langue5}}}}}
Repoblikan'i Indonezia (mg)
Saina n'i Indonezia Faneva n'i Indonezia
(Détails) (Détails)
Devise nationale : Bhinneka Tunggal Ika
(vieux-javanais : « Unité dans la diversité »)
LocationIndonesia.svg
Teny ofisialy Bahasa Indonesia
Renivohitra Jakarta
6°10′5″S 106°49′7″E / Endrika:Coord/negzeropad°S 106.81861°E / -6.16806; 106.81861
Tanàna ngeza indrindra Jakarta
Governemantan'i Firenena
 - Filoha
Repoblika
Susilo Bambang Yudhoyono
Fivelarana
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 15
1 919 440 km²
4,85 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - fikitroana
faha 4
237 512 352[1] mpo.
119 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Indonezianina, Indônezianina
IDH (2008) Endrika:Mihidina 0,726 (atonontonony) faha 109
Monnaie rupiah (IDR)
Fiozao ny ora UTC +7 à +9
Hymne national Indonesia Raya
Domaine internet
Antso
an-tariby
+62

Indonezia, na amin'ny toetra ofisialy Repoblikan'i Indonezia (fiteny indonezianina : Republik Indonesia) dia arsipely manana nosy 17 508. Ny fihisin'ny Indonezia dia eo anelakelan'ny tanjon'ny atsimo atsinanan'ny Azia sy Aostralia, anelakelan'ny ranomasimbe indianina sy ny ranomasimbe Pasifika. Mizara sisintany miaraka amin'ny Malaizia eo amin'ny nosin'i Borneo, miaraka amin'ny Papoazia-Ginea Vao any amin'ny nosin'ny Ginea Vao ary amin'ny Timoro Atsinana eo amin'ny nosin'i Timor. Nosy 6 000 amin'ny 17 508 no misy olona ary 80 000 km mahery ny tontalin'ny amorontsirak'i Indonezia.

Votoatiny

[Ovay] Tantara

Teraka tamin'ny 17 Aogositra 1945 ny Repoblikan'i Indonezia tamin'ny filazana fahaleovantenan'ny India Holandey ; i Sukarno sy Hatta no nanao io filazna io.

Fa manomboka 21000 taona teny aloha ny tantara io faritany io.

[Ovay] Toe-tany

Indonesia provinces map-fr.svg

Manana arsipely manana nosy 17 508 ny Indonezia, ary misy 6 000 amin'ireo nosy ireo no tsy misy mipetraka. eny amin'ny sisin'ny Ekoatora ny fihisin'ireo nosy ireo. Ny nosy ngeza indrindra izoao dia Java, Sumatra, Kalimantan (lafy indonezianin'i Borneo) ary Ginea Vao (mizara nosy amin'ny Papoazia).

Ny renivohitr'i Indonezia dia Jakarta. Tanàna ngeza indrindra any Inonezia i Jakarta, eo aoriany misy ny tanànan'i Surabaya, Bandung, Medan, ary Semarang.

Amin'ny fivelarany, 1 919 440 kilometatra efa-mira, faha 16 amin'ny firenena ngeza indrindra eto an-tany ny Indonezia. 134 mpo./km² ny hakitroky ny mponiny.

[Ovay] Toe-karena

[Ovay] Politika

[Ovay] Demografia

[Ovay] Fiaraha-monina

[Ovay] Jereo koa

[Ovay] Rohy ivelany

Governemanta

[Ovay] Tsiahy

  1. (en) Indonesia, CIA World Factbook, 20 novambra 2008.
Fanoroana sy fitsipika
Amin'ny tenim-pirenena hafa