Zanzibar
Avy amin'i Wikipedia
Zanzibar dia arsipely (jiaby nosy) maro tanzanianina amin'ny Ranomasimbe indianina. Misy nosy telo no mandrafitra ny arsipely ny zanzibar. Izy telo ireo dia Nosy Pemba, Nosy Ugunja ary nosy Mafia.