Fiteny anglisy

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
  {{{anarana}}}  
Fiteny any Royaume-Uni, Irlande, États-Unis, Canada, Afrique du Sud, Singapour, Australie, Nouvelle-Zélande et dans 45 autres pays
Faritany NC
Isan'ny olona miteny azy
tipôlôjia
Kilasiny arakaran'i fianakavina

(Avy any aminy fikilasiavan'i SIL)
Staty ofisialy arakarany fianakavinan'ilay teny
tenim'pirenenan'i
any a
Irlande
Union européenne
ISO 639-1 en
ISO 639-2 eng
ISO 639-3 Endrika:Doc ISO3
SIL ENG
Échantillon

Article premier de la Déclaration des Droits de l'Homme (voir le texte en français)

Article 1

All human beings are born free and equal in dignity and rights. They are endowed with reason and conscience and should act towards one another in a spirit of brotherhood.

Voir aussi : teny, lista na teny, cody loko

Ny Fiteny anglisy (English [/ˈɪŋɡlɪʃ/]) dia teny Jermanika avy any Angletera. Io no tenim-pirenena nahaben'ny mponina anatin'ny firenena maro, indrindra any Royaume Uni sy ny zanataniny taloha : Etazonia, Kanada, Aostralia, Afrika Antsimo, India ( Ny bola anglo-saksôna ).

Isan'ny fiteny teny tena be mpiteny indrindra eto an-tany ny teny anglisy, ao arinan'ny teny Sinoa. Satria izy ny teny teny be mpianatra indrindra. Miteny ny olona sàsany hoe « fiteny internasionaly » ny teny anglisy. Sady io fiteny io no teny fiasana anatin'ny UN (United Nations) miaraka amin'ny fiteny frantsay

Anglospeak(800px).png

[Ovay] Teny Voasintona

Teny voasintona avy amin'ny teny anglisy

  • Ny Basic English : teny naboarin'i C. K. Ogden sy i I. A. Richards tamin'ny taona 1930. 850 ny isan'ny teny ao anatiny : ireo izay ilaina anatin'ny fiainana miaraka amin'izay ilaina mba hanazava ny dika anatin'ny firesahina.
  • Ny Special English : misy teny 2.000 ao sady voateny moramora kokoa non'ny anglisy tsotra.

[Ovay] Lisitry ny rohy ivelany

Fanoroana sy fitsipika
Amin'ny tenim-pirenena hafa